|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 vonitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
3 palmier à piassava ; crin végétal
[Tankarana]
[1.19] 4 (peut être de onitra : compensation, indemnité ; le « crin » de ces Arecaceaese vendait cher). 5 Nom de divers Arecaceae exploités pour leurs fibres, dites 'crin végétal ». Suivant les régions : 6 Vonitra fibrosa (C.H Wright) Becc. (Arecaceae), réf. H.E. Moore Jr 9009 ; appelé aussi Dictyosperma fibrosum Wright ; [Betsimisaraka] 7 Vonitra utilis Jum. (Arecaceae). [Bezanozano, Tanala] [1.196] |
| Ohatra |
8 Ny vonitra dia karazan-kazo madinidinika betrabetra kely, ary menamena izany ny raviny.
[2.643#]
|
| Voambolana | 9 Haizavamaniry: hazo palma |
| Kamban-teny rehetra | 10 Ambohijanahary |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (2/2) | 14 Vonitra
![]() |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Voambolana | 16 Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa |
| Anaram-javamaniry ara-paritra |
|
| Fivaditsoratra | 23 rantovy, 24 trano vy, vonitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|