|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 votsa |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 miadam-panao zavatra
[Bara]
[1.78] [vôtsa] 4 milasilasy, miadana [Bezanozano] [1.78] 5 Tsy kinga, mitaredretra, mitavozavoza: Votsa loatra ity mpiasa ity 6 Tsy mahay, osa: Mbola votsa ity zaza ity ka tokony hampianarina manokana 7 Miadana: Votsa fandeha [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 clumsy, clownish
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 lent, lourd
[1.3, 1.8] 10 lambin [1.3] 11 malhabile, maladroit [1.8] |
| Ohatra |
12 Inatana, nirahin dRaketaka handrindrina ny varavarana any ambony indrindra, ka tsy nandeha foana teo izy, satria olona votsa votsa tena izy;
[2.59]
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 16 votsavotsa |
| Kamban-teny rehetra | 17 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|