|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Z  ~  z    
Sokajin-teny  2  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3 Tarehintsoratra faharoapolo na farany ary renisoratra
4 fahenina ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy,
5 izay miova ho j amin'ny fanakambanan-teny:
6 Toetra zavatra miova ho toe-javatra;
7 ary toy izany koa raha mikambana amin'ny tovona man
8 mba hanaovana matoanteny:
9 Man zaitra = manjaitra.
10 Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 Dernière lettre et seizième consonne de
12 l'alphabet malgache. [1.3]
Mpanahaka  13  abidy
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 2 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  15  Ny abidia
Lahatsoratra  16 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 

Teny iditra (2/2)17  Z
Sokajin-teny  18  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  19 zatokilao [1.13]
Voambolana  20  Fizìka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20