|
|
|
|

Teny iditra1  zanabohitra
Singan-teny  2 zanaka, 3 vohitra
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [zana-bohitra] 5 vohitra kely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a suburb [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 banlieue [1.8]
Ohatra  8  Azony moramora ihany ny zanabohitra dia i Soamanandrariny, Ankadindramamy, Anjanahary, Ankadifotsy ary Andraisoro. [2.508#]
Voambolana  9  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12