|
|
|
|

Teny iditra1  abado
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 sakivy [1.10#A.21]
4 soherin-jorery (anaty tany), tsikovopotsy: Laitsa ny kilonga mangady abado fa tsa mba miasa koa (Variana mihady tsikovopotsy ny ankizy fa tsy mba miasa intsony) [Betsileo] [1.78]
Voambolana  5  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Fivaditsoratra  abado, 6 aboda, 7 Adabo, adabo, 8 badao, 9 boada

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26