Entry | 1 abanabana |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 banabana |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Atao mibanabana, mivoha na misokatra tanteraka: Abanabanao ny varavarambe sy varavarankely fa manempotra izany fofon' arina izany |
Explanations in English |
9 [1.2] used of the door opened. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |