|
|
|
|

Teny iditra1  abonaka
Fototeny  2 bonaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Avala hibonaka, na hibontsina noho ny rivotra ao anatiny ka mihalehibe, hibotanaka [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  abonaka, 9 akobana, 10 ankaboa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12