|
|
|
|

Teny iditra1  aboretaka
Fototeny  2 boretaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Avala hipetraka amin' ny tany toy ny tsy maharay tena: Naboretany tamin' ny tany ilay marary fa tsy zakany intsony, hono [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 used of that which is to be made soft; to be made to cower, to be made to squat on the ground; to be made to bow down, as the branches of a tree [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12