|
|
|
|

Teny iditra1  adaka
Fototeny  2 daka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asaina mandaka, ampiasaina handaka: Raha marary ny tongotrao havanana, ny havia adaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Pied avec lequel on frappe, ce avec quoi on soutient [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  adaka, 10 Akada

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12