|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 adalo be ranomaso |
| Singan-teny | 2 adalo, 3 be, 4 rano, 5 maso |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 anarana ilazan' ny olona ny volana adalo, izay voalaza ho be rivotra sy orana, ka ny vintan' ny zaza teraka amin' io dia vintan' olona malahelohelo lava
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 Le destin des pleurs
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|