Entry | 1 adisanina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanambarana isa, fanatontaliana isa: Efa mahay manao adisanina Ibalita kely [1.1] |
Explanations in English |
4 addition in Arithmetic [1.2] 5 addition [1.7] |
Explanations in French |
6 Addition, opération d' arithmétique [1.3] 7 addition [1.8] |
Examples |
8 farany, andeha hatao adisanina ny venty sy kirobo, lasi-venty ary lasiray sy kirobo
[2.436#]
|
All compound words | 9 efa manao adisanina izany ny kankana |
Vocabulary | 10 Mathematics: arithmetic |
Tables and plates |
11 Addition |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |