Entry | 1 adonadona |
Part of speech | 2 noun |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Avonavona aseho amin' ny fihetsika toa mirehareha, mieboebo, ka ny tongotra angadongadona, ny loha aanjonanjona ary ny fiteny atao somary hentitrentitra toa manambonimbony tena |
Explanations in English |
9 [1.2] pride, haughtiness of spirit, contemptuousness. See rehareha. |
Explanations in French |
10 [1.3] Orgueil, mépris |
Vocabulary |
11 Emotions |
Analogs | 12 rehareha, lanjalanja loha, fieboeboana |
Anagrams | 13 adonadona, daondaona |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |