|
|
|
|

Teny iditra1  adoroboka
Fototeny  2 doroboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao midoroboka be ambany sy mirebareba: Aza adoroboka toy izao ny akanjonao, Raivo, fa mba ataovy etiety fohifohy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12