|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 adre |
| Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 tenim-piontanana enti-milaza:
4 a) Fahatsiarovana hafinaretana: 5 Adre! mahafinaritra izany rivotra mitsoka malefaka. 6 b) Fahatairana: 7 Adre! inona izany lazainao amiko? 8 d) Fanaintainana: 9 Adre! mafy izany fahoriana entiko izany! [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 an exclamation of surprise or approbation; Really! You don't say! See there!
[1.2] [adrey] 11 oh my!, alas! 12 [same as adray] [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 exprimant la surprise, la douleur, l'approbation:
14 ah! eh! ho! oh! hélas! très bien! 15 à la bonne heure! parfait! [1.3] [adrey] 16 tiens ! douleur, crainte : aïe ! 17 [comme adray] [1.8] |
| Tsipelina hafa | 18 adrey |
| Fivaditsoratra | adre, 19 dare, 20 dera |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|