|
|
|
|

Teny iditra1  aely
Fototeny  2 ely
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Aparitaka, ahahaka: Naelin' ny akoho ny fako
5 Aparitaka atao fantatry ny olona rehetra: Naelin-dRakoto sahady ilay vaovao momba ny fanadinana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be scattered, to be disseminated [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on disperse, qu'on dissémine, parsème, éparpille /m:txt> [1.8]
Ohatra  8  Borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao [2.508#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  aely, 13 elay, 14 Elia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17