|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Aepyornis
![]() |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 vorompatrana
[1.3.mg#861] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 aotrisy malagasy
[1.66] |
| Isam-pirenena |
5 A. maximus
6 A. hildebrandti [3.1] |
| Ohatra |
7 Fantatra koa fa niara-belona tamin' ireo biby fantatry ny lovantsofina ary efa lany tamingana (toy ny Vorombe aepyornis sy ny Lalomena) ireny olona ireny ary nihaza sy nihinana ny sasany taminy.
[2.508]
|
| Voambolana | 8 Haibiby: antoko ara-tsiansa |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|