|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afa-baràka |
| Singan-teny | 2 afaka, 3 baràka |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 afa-boninahitra
[Taisaka]
[1.78] 6 very voninahitra, afa-boninahitra, very haja: Afa-baraka ianareo mianakavy tamin' ny nafitsoky ny zanakao 7 Voafitaka: Afa-baraka aho nitonantonana tany; hay efa nifindra ianareo ka tsy nilaza akory 8 Simba: Afa-baraka ilay laoka vao novidina fa nihosim-bovoka eran' ny tokotany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 disgraced, dishonoured
[1.2] 10 put to shame [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 déshonoré
[1.3, 1.8] |
| Ohatra |
12 Nataony afa-baràka teo imason' olona ilay tsy nahaloa trosa
[1.62]
|
| Tsipelina hafa | 13 afa-boròka |
| Tovy hevitra | 14 afa-pofona |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|