|
|
|
|

Teny iditra1  afa-drofy
Singan-teny  2 afaka, 3 rofy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 afaka aretina (teny firariana atao ny zaza mievina mba tsy hahavoan' ny aretina azy, toy ny hoe: velona, tsy tian-drofy) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 Free from disease. [1.2]
Tovy hevitra  7 tsy tian-drofy
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02