|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afa-baràka |
| Singan-teny | 2afaka, 3baràka |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 afa-boninahitra [Taisaka]
[1.78] 6 very voninahitra, afa-boninahitra, very haja: Afa-baraka ianareo mianakavy tamin' ny nafitsoky ny zanakao Voafitaka: Afa-baraka aho nitonantonana tany; hay efa nifindra ianareo ka tsy nilaza akory Simba: Afa-baraka ilay laoka vao novidina fa nihosim-bovoka eran' ny tokotany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 disgraced, dishonoured [1.2] 8 put to shame [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 déshonoré [1.3, 1.8] |
| Ohatra |
10 Nataony afa-baràka teo imason' olona ilay tsy nahaloa trosa
[1.62]
|
| Tsipelina hafa | 11afa-boròka |
| Tovy hevitra | 12afa-pofona |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|