|
|
|
|

Teny iditra1  afaditra
Fototeny  2 faditra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ampiasaina hatao faditra, hanalana ny ratsy ataon' ny sasany: Ahitra ihany aza taloha dia ampy nafaditra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 used of anything offered to avert evil. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 avec quoi on exorcise, on retire le mal [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Voambolana  11  Fivavahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12