|
|
|
|

Teny iditra1  afa-draorao
Singan-teny  2 afaka, 3 raorao
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 tsy misy marokoroko intsony, madio malamalama
6 tsy misy zavatra manahirankirana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 Free from all that could give anger or blame. [1.2]
Tovy hevitra  8 afa-dromoromo
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02