|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afa-dratsiaina |
| Singan-teny | 2 afaka, 3 ratsy, 4 aina |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 enti-milaza vehivavy bevohoka nomena izay tiany hohanina ka tsy maniry intsony
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 The condition of a pregnant woman who has eaten that for which she had a great longing.
[1.2] |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|