|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afa-mizozotra |
| Singan-teny | 2 afaka, 3 mizozotra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 fahafahana miverina amin'ny bikany teo aloha rehefa atsahatra ny hery nampiharina taminy
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 élastique
[1.13, 1.5] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|