|
|
|
|

Teny iditra1  afangopangotra
Fototeny  2 fangopangotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Afadiditra, ahorongorona: Nafangopangotr' ilay zaza ny taretra ka saiky tsy hay novahana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 à entortiller, à embrouiller: Nafangopangotry ny zaza ny taretra (L'enfant a entortillé le fil) [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12