|
|
|
|

Teny iditra1  afa-po
Singan-teny  2 afaka, 3 fo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 manana ny zavatra rehetra ilaina: Misaotra indrindra, tompoko, fa afa-po ny zanako eto momba ny fianarana
6 leo, tsy mahazaka intsony: Veromanga nifandray tendrroe: ianareo soa, izahay tsara; ianareo tsy tia, izahay afa-po. (Hainteny)
7 miaiky fa tsy mahita, amin' ny fangalam-piery [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 satisfied [1.2, 1.7]
9 satiated; disheartened, discouraged; to be free from painful regrets after having exerted one's self to the utmost in the unsuccessful pursuit of an object. See ala fo. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 satisfait [1.8, 1.13]
11 rassasié [1.8]
12 assouvi [1.13]
Ohatra  13  Tahaka ny afapo ery izy ireo amin' ny fahitany ny vola tahiriny. [2.470#]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02