Entry | 1 afatotra |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 fatotra |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Entina mamatotra; afehy: Itỳ tady itỳ afatotra io alika io Fehezina, asiana fatotra (izany hoe mitovy amin' ny fatorana ihany): Afatory ny alikanareo fa manaikitra |
Explanations in English |
9 [1.2, 1.7] to be bound 10 [1.2] to be fettered |
Explanations in French |
11 [1.3, 1.8] qu'on lie 12 [1.3] qu'on attache, ce qui sert à attacher 13 [1.8] qu'on noue |
Examples |
14 [2.587#] Tsy afatotra ahoana ialahy no tsy hafatotra. 15 [1.437#] Ny zanak' omby afatotra eo andrefan' ny fisoko - eo andrefan' io no fitotoam-bary. |
Proverbs | 16 Proverbs containing the word afatotra |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |