|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afefika |
| Fototeny | 2 fefika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao mifefika, miantsona: Nafefiky ny rivotra terỳ lavitra ny seranana terỳ ny sambo
5 Entina mamely: Totohondry indroa miantoana no nafefiny ny tarehiko [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be wrecked.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|