|
|
|
|

Teny iditra1  aferontany
Singan-teny  2 afero, 3 tany
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 karazan-javamaniry ohatra ny ahitra, mangidy aoka izany ny tsirony, fanao ody kohaka (Mollugo nudicaulis) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 A small herb, a decoction of which is drunk as a remedy for whooping cough. Mollugo nudicaulis. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 Petite plante très amère. Mollugo nudicaulis [1.3]
8 (de afero = fiel et tany = terre ; "fiel de la terre" ; nom dû à l'extrême amertume de ces plantes).
9 Mollugo nudicaulis Lam. (Molluginaceae).
10 Excellent antispasmodique, antitussif, surtout dans la coqueluche et toux quinteuses des enfants.
11 Voir Rakoto Ratsimamanga, Boiteau, Mouton : Éléments de Pharmacopée Malagasy, notice 9 (1969). [Merina]
12 Tachiadenus carinatus (Desr.) Griseb. (Gentianaceae).
13 Voir aferombohitra. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  14  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  aferontany, 17 ifanantero, 18 itrefonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17