|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afiafy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavamaniry ratsy fofona azo ampiasaina ho ody tandomerina sy aretin-koditra mandrotsirotsy raha ahosotra, ary ny tahony fampandosirana ny moka rehefa dorana (Celtis discodoxylon)
[1.1] 4 hazo maniry eny amoron-dranomasina [Sakalava] [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a tree
[Sakalava]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 (du malais api-api).
7 Avicennia marina (Forsk.) Vierh. (Acanthaceae). Arbre poussant dans l'eau de mer. Réputé médicinal. [Betsimisaraka, Tanosy] 8 Celtis gomphophylla Baker (Cannabaceae) [Sakalava] [1.196] |
| Voambolana | 9 Haizavamaniry: hazo |
| Tovy hevitra | 10 mantsimpofona |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny nalaina | 13 Soratra misy io teny io |
| Fivaditsoratra | afiafy, 14 faifay, 15 fiafia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|