|
|
|
|

Teny iditra1  afitsaka
Fototeny  2 fitsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao mifitsaka: Afitsaka ny tany alohan' ny hanorenana ny trano
5 Afenina, angalarina: Nafitsany ny volako ariary folo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be flattened, to be levelled, to be laid down [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12