|
|
|
|

Entry1  afitsoka
Part of speech  2  passive verb
Root  3  fitsoka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Enti-mamely, atoraka: Karavasy hoditra mihitsy no nafitsony azy
Atao: Tsara ny lahateny nafitsony izay
Lanina: Nafitsony tamin' ny soavaly daholo ny volany
Explanations in English  9  [1.2] used of anything used to beat with
Explanations in French  10  [1.3] qu'on lance: Tahamaina mafy no nafitsony azy (Il lui a lancé un fort soufflet) ~ Mafy ny teny nafitsony azy (Il lui a lancé des paroles dures)
qu'on dépense, qu'on vend: Nafitsony tamy ny fanaovan-trano ny volany rehetra (Il a dépensé tout son argent pour bâtir une maison) ~ Nafitsony ny ombiny rehetra (Il a vendu tous ses boeufs)
qu'on fait parfaitement: Tsara ny soratra nafitsony (Il a fait une écriture parfaite)
Examples  11  [2.48] rahefa mby akeky ny tafika dia ny samotady no afitsoka
12  [2.470] Lalina izany afitsokareo izany, hoy ny reniny kirikirina, somary nampakatra feo.
Proverbs  13  Proverbs containing the word afitsoka

Anagrams  14  afitsako, afitsoka, afotsika, fitosaka, fitsaoka, fitsoaka, kiafotsa, tsaikafo

Updated on 2025/07/29