Entry | 1 afofandiovana |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 afo, fandiovana |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] (Fia. krist.) Toerana anefan' ireo nihavana tamin' Andriamanitra talohan' ny nahafatesany ny sazim-pahotana vitany, ka idiovany alohan' ny hidirany amin' ny fiainan-tsambatry ny lanitra |
Vocabulary |
5 Religion and Liturgy |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |