|
|
|
|

Teny iditra1  afongatra
Fototeny  2 fongatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Aseho, avoaka ho hitan' ny olona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 à sortir, à révéler: Nafongatry ny olona ny ratsy nataony (On a révélé le mal qu'il a fait) [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12