|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afontsy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 akondro
[Taimoro]
[1.78] 4 Karazan' akondro vaventy [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 La grande banane, bananier qui la produit
[1.3] 6 (du malais untsi) Variété de bananier Musa sapientum L. (Musaceae), à gros fruits, de saveur agréable. [Betsimisaraka] [1.196] |
| Ohatra |
7 Boroboaka an'elo ary afontsy an-taninandro ka raha sarangaina mitovy raha fehezina lany zara ka hajahajao ny akaiky ary tiavo ny iaraha-monina fa raha maninona tsy tratry ny hafa
[2.131#280]
|
| Voambolana | 8 Haizavamaniry: voankazo |
| Tsipelina hafa | 9 fontsy |
| Kamban-teny rehetra | 10 akondro afontsy |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | afontsy, 12 fanitso, 13 fiantso, 14 fotsina, 15 nafotsy, 16 tsofina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|