Entry (1/2) | 1 aforano |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 afo, rano |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tenan-javatra fantatra koa amin' ny anarany vahiny nogasina hoe "faosifaoro", izay misy ao anatin' ny taolana ary mety mirehitra |
Explanations in English |
5 [1.2] The sulphuric acid formerly used in match bottles. Phosphoric acid. |
Explanations in French |
6 [1.3#7] Acide phosphorique 7 [1.19] [Tankarana] acide sulfurique. |
Vocabulary |
8 Chemistry |
Entry (2/2) | 9 aforano |
Part of speech | 10 noun |
Elementary words | 11 afo, rano |
Explanations in French |
12 [1.196] (cette plante est brûlante ; vésicante, mais pousse dans les lieux très humides ; d'où le nom "feu de l'eau"). Ranunculus pinnatus Poiret (Ranunculaceae) Nom actuel Ranunculus multifidus Forssk. (Ranunculaceae) [Bezanozano]
|
Vocabulary |
13 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 15 aforano, foranao, orofana, rafonao, ranoafo |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |