|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Afrika |
| Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
3 Africa
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Afrique
[3.1] |
| Ohatra |
5 Nanambady tany afrika ilay zazavavy, ary tany no nanoratany tamiko.
[2.529#]
6 Tsy fantatra izay fotoana marina nifindran' izy ireny monina taty afrika; [2.366#] |
| Voambolana | 7 Haitoetany: firenena, foko |
| Mpanahaka | 8 afrikanina |
| Fivaditsoratra | Afrika, 9 faraky, 10 fikara, 11 firaka, 12 kafira |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|