|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  agana
Fototeny  2 gana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina mikapoka, mandaroka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Avec quoi on frappe, on bat [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  agana
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 ganagana [Bezanozano] [1.78]
Voambolana  13  Haibiby: vorona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12