|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ahahaka |
| Fototeny | 2 hahaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Aparitaka: Aza ahahaka ny vary
5 Aely atao fantatry ny olona hatraiza hatraiza: Tsy rabota tokony hahahakaizany vaovao izany 6 Lanina, robarobaina: Nahahany ny harenany ka tonga nahantra fadiranovana izy 7 Alana baraka, haratsina: Nahoana no ahahakao ny fianakavianay? [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to be scattered
9 fig. to be vilified, to be reproached. [1.2] 10 to be scattered [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 qu'on répand, qu'on éparpille
[1.8] |
| Ohatra |
12 Ny azy ireny dia lalainy Fa toy ny lova tsy ahahaka;
[2.436#]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 17 tokantrano tsy ahahaka |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|