|
|
|
|

Teny iditra1  aharihary
Fototeny  2 harihary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Aseho tsara manontolo fa tsy misy miafina: Naharihariny ny marina ha menatra foana ireo nanendrikendrika azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 (?) used of that sought as riches. [1.2]
6 to be exposed to view, to be made known [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on expose à la vue, qu'on met en évidence, qu'on rend public [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12