|
|
|
|

Teny iditra1  ahatezerana
Fototeny  2 tezitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Ohatra  4  Ka raha avy izay ahatezeran' andriamanjaka noho ny hadisoana nataonay mpanompony, tsy vanon-kankaiza izahay, fa akohon'i Tompokolahy taman-trano. [2.298]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29