|
|
|
|

Entry1  ahemotra
Part of speech  2  passive verb
Root  3  hemotra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Atao mihemotra, akisaka: Nahemotra ny fivoriana
Explanations in English  9  [1.2] to be put back , to be withdrawn.
10  [1.7] to be drawn back; to be postponed
Explanations in French  11  [1.3] qu'on recule, retenu, qu'on renvoie à plus tard: Nahemotra ny fanadinana (L'examen a été renvoyé à plus tard)
12  [1.8] qu'on fait reculer; qu'on renvoie à plus tard
Examples  13  [1.38] ary tsy afaka ahemotra intsony ny hidy lehibe.
14  [4.27] Amin’ny firenena demokratika iray, dia tsy azo ahemotra ny fifidianana raha tsy misy toe-javatra tsy azo ihoarana (ady, loza voajanahary) tsy ahafahana mikarakara ny fandatsaham-bato.

Anagrams  15  ahemotra, ametraho, hamoreta, hamotera, mahatero

Updated on 2025/07/29