|
|
|
|

Teny iditra1  ahevo
Fototeny  2 hevo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina mihevo, manapoipoitra ny tany eny anaty voly tsy ho rendrika: Itỳ hazo kely maranitra itỳ ahevo ny tanimboly [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  ahevo, 9 vaohe, 10 voahe

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12