|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aheza |
| Fototeny | 2 heza |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Entina maneza na manamboatra ny landy mba handaitra tsara ny loko atao aminy:
5 Ranona vatofosa mena taho no matetika aheza ny landy anaovana lambamena [1.1#34] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 avec quoi on donne le mordant dans la teinture de la soie
[1.3#243] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|