|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ahiboka |
| Fototeny | 2 hiboka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Hidiana amin' ny toerana anankiray ka tsy avala hivoaka: Ahibohy ao am-pahitra ny omby
5 Afantsika amin' ny asa iray: Nahibony tamin' ny fianarana ny zanany [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 10 ahiboka |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 nom d'une espèce d'herbe qui apaise les maux de ventre ; feuille large et épaisse.
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 13 Haizavamaniry: ahitra |
| Fivaditsoratra | ahiboka, 14 akobahy, 15 habikoa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|