|
|
|
|

Teny iditra1  ahifika
Fototeny  2 hifika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Esorina, ariana lavitra: Taitra izy nahita ilay sahona nipetaka teo amin' ny sandriny ka nahifiny terỳ
5 Lavina, toherina, atosika: Nahifiko ny tanany nisambotra ahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be shaken, to be shaken off [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on rejette d'une manière brusque, qu'on repousse [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  ahifika, 12 fihaika, 13 fihiaka, 14 fikaiha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12