|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ahintsana |
| Fototeny | 2 hintsana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Araraka na alatsaka amin' ny alalan' ny fanozongozonana: Nahintsan' ny rivotra ny voninkazo
5 Alana amin' ny alalan' ny fanetsiketsehana: Ahintsano ny vovoka amin' ny tongotrao vao miditra ny trano ianao 6 Sivanina: Ahintsana ny fasika 7 (famarana) hozongozonina mba hahalany bebe kokoa: Ahintsano tsara ny sobika mba hahalany vary bebe kokoa [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to be shaken off as fruit from a tree; to fall off as leaves; to fall out as hair
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 qu'on fait tomber en secouant; tomber comme des feuilles mortes; tomber comme des cheveux
[1.8] |
| Ohatra |
10 ahintsana ny voan-katsaka rahefa avy eo, ahahy ho maina.
[2.472#]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|