Entry | 1 ahitsaka |
Root | 2 hitsaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Entina manitsaka, ampiasaina mba hanitsaka: Misy tsilo ny voditongony ka ny loharantsany no ahitsany rehefa mandeha [1.1] |
Morphology |
|
All compound words | 9 aomby ahitsaka |
Anagrams | 10 ahatsika, 11 ahitsaka, 12 hatsiaka |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |