|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ahitsoka |
| Fototeny | 2 hitsoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Alentika tsy ho afa-mivoaka; alatsaka amin' ny toerana tsy ahafahana mivoaka: Nahitsokao ao anatin' ny fahasahiranana aho
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 à enfoncer
[1.3#254] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|