|
|
|
|

Teny iditra1  ahodivitra
Fototeny  2 hodivitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asaina na atao mihodivitra, mivily: Ahodiviro ny masonao raha mijery zavatra mety hahatafintohina anao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 à détourner, qu'on détourne [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12