|
|
|
|

Teny iditra1  ahontsina
Fototeny  2 hontsina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ahetsika, aonjina: Aza ahontsina ny latabatra fa mianjera daholo ny zavatra eo amboniny [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 ahintsano, ahontsina, 10 anantsiho, 11 hontsaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12